|
|
|
|

Entrée (1/2)1  namana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  vady [1.78]
4  andefimandry [1.78]
5  Olona miara-dava amin' ny tena noho ny fifankahazoan-tsaina sy fitovian-toetra: Namana tsy mahafoy an-dRabe Rakoto [1.1]
6  Ny olona manodidina anao na ny olombelona hafa rehetra: Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao [1.1]
7  Enti-milaza ny iray amin' ireo zavatra mandeha roa lalandava, na lomisy: Ny kofehy no naman' ny fanjaitra / Tsy hitako ny nalehan' ny naman' ity kiraro ity [1.1]
8  Mitovy, azo alahatra amy..., azo heverina ho toy ny...: Ny manafina zavatr' olona, hono, naman' ny mangalatra / Tonga tsy miarahaba naman' ny tezitra, lasa tsy manao veloma naman' ny sosotra [1.1]
Explications en anglais  9  A companion, a partner, a comrade, a neighbour. See sakaiza, havana. [1.2]
10  A companion, a neighbor; an accomplice; a thing that belongs with something else, as one of a pair [1.7]
Explications en français  11  Compagnon [1.3#449, 1.8]
12  Prochain, complice; ce qui fait la paire, ce qui va avec d’autres, ce qui est uni avec d'autres objets [1.3#449]
13  Voisin; comparse; une chose qui va avec une autre, comme l'un d'une paire, partenaire [1.8]
Exemples  14  Nigagana ny fahanginana ny namana. [2.270#]
15  Misy ny olona dia , saro-tiana sy tsy matoky namana! [2.4#]
16  Nahoana ise no tsy te hanatri-maso ity namana fahiny? [2.895#]
Dérivés 
17  Noms :
Mots composés 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot namana

Entrée (2/2)21  Namàna
Partie du discours  22  nom propre (biblique)
Vocabulaire  23  Ecritures Saintes
Explications en anglais  24  Naaman [2.996]
Explications en français  25  Naaman [2.996]
Citations bibliques  26  Chapitres et versets citant Namàna
Tableaux et planches  27  Liste complète

Anagrammes  28  manana, namana

Mis à jour le 2022/04/17