| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 Ikalakely | 
| Singan-teny | 2Ikala, 3kely | 
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
5 a familiar name for small girls [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 nom commun des petites filles [1.8] | 
| Ohatra | 
7 ikalakely izato e, dia tsy misy valaka aminao!
[2.470] 
 8 Iny ary hanalana hasosorana, hoy Fatakamana, sady nomeny lasiroa ikalakely. [2.499#]  | 
| Voambolana | 9 Fanampin' anarana (vavy) | 
| Mpanahaka | 10 ikoto, 11 ikoto | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |