Index

Proverbes : langato

Proverbe Kabaron’ a langato : vato ambony, vato ambany. [Samson 1965 #K5]

Proverbe Langato a Manandra : izy tsy pehina. [Samson 1965 #L23]

Proverbe Langato anivo-riana : tsy iniany fidonan’ ny mafy. [Samson 1965 #L25]

Proverbe Langato nandro, dronga nisetra : ny lailay afaka fa ny taketra tavela. [Samson 1965 #L27]

Proverbe Langato nifoaka : zara tsy hanontona. [Samson 1965 #L22]

Proverbe Langato nihinana ovotra : ny mainty hanin’ ny fotsy. [Samson 1965 #L24]

Proverbe Langato ny olombelona : izay manana ivorovoroana. [Samson 1965 #L26]

Index