Entrée |
riana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Rano mianjera avy amin' ny toerana ambony, izay matetika avy amin' ny fahatapahan' ny lalan' ny renirano, ka tsy misononoka intsony fa midina tampoka manaraka laha-bato mikitoantoana; noho ny rano mianjera mafy, dia misy roatrany be ary mitalakotrokotroka ny riana sasany. [1.1]
|
Explications en anglais | Rapids, a waterfall [1.7]
|
Explications en français | Rapide, cascade [1.8]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Ndeha hitsinjo riana eo izy.
[2.245]
|
2 | Mandre reoreo lava, toy ny saobakaka ambody riana.
[2.69]
|
3 | Tiany ny fofon-tendrombohitra voatantavan' ny fangarangaran' ny riana.
[2.529]
|
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Proverbes |
Illustrations |
|
|