Mots composés (95) |
1 afa-dratsiaina 2 afaka aina 3 afak-aina 4 aim-bery foana 5 ai-miampify 6 aina ambivitra 7 aina ara-psikolojia 8 aina miampify 9 ain' angidina 10 ala aina 11 any am-bolon-tsofina ny aina 12 arahaba tsy maty fo aman-aina 13 avy aina 14 avotra aina 15 be aina 16 efa an-doha riana ny aina 17 elon' aina 18 faran' ny aina 19 fatratra aina 20 ferinaina 21 feritr' aina 22 fialan-aina 23 fiandrinaina 24 fihary atodinaina 25 fikelezana aina 26 fofon' aina 27 haiaina 28 ho vy ho vato anie ny ainao 29 ialan-aina 30 izay iray vatsy iray aina 31 kely aina 32 lakan' aina |
33 latsaka aina 34 mahafaty ain' olona 35 mahafoy aina 36 mahazo aina 37 may tranon' aina 38 maka aina 39 mamoy aina 40 mampody aina 41 manala aina 42 manampoka aina 43 manana aina 44 manao aina 45 manao aina tsy ho zavatra 46 manao ain-kavana 47 manao an' aina 48 manao mosalahin-aina 49 manao ranomaso tsy mahatana aina 50 manao vy very ny aina 51 manarana aina 52 manary aina 53 manavotra aina 54 mandatsaka aina 55 mateza aina 56 menaky ny aina 57 miady aina 58 miady fo aman' aina 59 miala aina 60 miferinaina 61 miferitra aina 62 miferitr' aina 63 mikely aina 64 miritra aina |
65 misy aina 66 misondrotra aina 67 mitondra ny tsy eran' ny aina 68 mitono aina 69 mitovy aina 70 mitsoaka aina 71 mitsoaka ain-dehibe 72 mivarotra aina 73 otrikaina 74 ratsiaina 75 silaky ny aina 76 singotry ny aina 77 sombinaina 78 sombin' ny aina 79 takalonaina 80 tenin' aina 81 tobin-dranonaina 82 todin' aina 83 tohan' aina 84 tokin' aina 85 tratry ny aina 86 tsaroan' ny aina 87 tsy avy miaina 88 tsy manana aina 89 vahatry ny aina 90 vazan' aina 91 velona aina 92 vidin' aina 93 vidin' aina 94 vonjy aina 95 zavamananaina |
Titres (1) |
96 Ny harivolana na lahateny nentin-drazana (Ain' ny fiarahamonina malagasy-masikoro) |
![]() |