Entrée | fiandrinaina | |
Mots élémentaires | fiandry ; aina | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Karazan-kankana mivelona ao amin' ny tsinain' ny olona; araka ny finoan' ny teo aloha, dia mivoaka, hono, io kankana io rehefa ho faty ilay olona misy azy [1.1] | |
Explications en anglais | (fandrin-aina) The name of a fabulous worm said to live in the stomach of people, and which, should it be passed out, indicates that the sick will surely die. [1.2] | |
Vocabulaire | Santé | |
Mis à jour le 2023/12/10 |