Entrée tenin' aina (teny, aina)
Partie du discours locution
Définition malgache tanjaka sy hery manampatra ny tanjaka fotsiny, fa tsy mampiasa ny saina eo ampanaovana izay atao [Rajemisa 1985]
Analogues  manao tenin' aina

Mis à jour le 2020/07/31