Entrée vahatry ny aina
Mots élémentaires vahatra ; aina
Partie du discours locution
Explications en malgache Teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza [1.1]
Exemples Tsy misy ny vahatry ny aina
fa ny tiana no vahatry ny aina
[2.131]
Analogues  menaky ny aina ~ silaky ny aina ~ singotry ny aina

Mis à jour le 2023/03/27