<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 4:12 | And there ran a man of |
Ary nisy lehilahy Benjamita anankiray nihazakazaka avy tany tamin' ny miaramila ka tonga tao Silo androtrizay ihany, ary triatra ny akanjony, sady nihosin-tany ny lohany. | Androtr' izay ihany dia tonga tao Silao ny lehilahy anankiray amin' i Benjamina nihazakazaka avy any an-tany niadiana, rovitra ny akanjony, nihosom-bovoka ny lohany. | Un homme de |