<-
->

Jos 3:3 And they commanded the people, saying, When ye see the ark of the covenant of the Lord your God, and the priests the Levites bearing it, then ye shall remove from your place, and go after it. ka nandidy ny olona hoe: Rehefa hitanareo ny fiaran' ny faneken' i Jehovah Andriamanitrareo ary ny Levita mpisorona mitondra azy, dia mialà amin' izay itoeranareo, ka manaraha azy ka nandidy ny vahoaka hoe: Rahefa hitanareo ny fiaran' ny faneken' ny Tompo Andriamanitrareo, entin' ny mpisorona Levita, dia mialà eo amin' ity toerana itobianareo ity, ka miaingà manaraka azy. et donnèrent au peuple cet ordre : " Quand vous verrez l' arche de l' alliance de Yahvé votre Dieu et les prêtres lévites qui la portent, vous quitterez le lieu où vous vous trouvez et vous la suivrez,