<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 22:2 | And said unto them, Ye have kept all that |
ka hoy izy taminy: Hianareo efa nitandrina izay rehetra nandidian' i Mosesy mpanompon' i Jehovah anareo sady efa nihaino ny feoko koa tamin izay rehetra nandidiako anareo; | ka hoy izy tamin' izy ireo: Efa notoavinareo ny zavatra rehetra nandidian' i Moizy mpanompon' ny Tompo anareo ary efa nohenoinareo tamin' izay rehetra nandidiako anareo ny feoko. | et leur dit : " Vous avez observé tout ce que |