<-
->

2Tt / 2Tan 28:22 And in the time of his distress did he trespass yet more against the Lord: this is that king Ahaz. Ary tamin' ny andro nampahoriana azy dia mbola nanao izay nahadiso amin' i Jehovah ihany io Ahaza mpanjaka io. Na tao anatin' izany fahoriana nanjo azy izany aza, mbola nanohy ny fahotana tamin' ny Tompo ihany izy, Akaza mpanjaka, Tandis qu' il était assiégé, il accrut son infidélité envers Yahvé, lui, le roi Achaz,