<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 16:1 | In the six and thirtieth year of the reign of |
Tamin' ny taona fahenina amby telo-polo nanjakan' i Asa dia niakatra Basa, mpanjakan' ny Isiraely, hamely ny Joda, ka nanamboatra an' i Rama izy mba tsy hisy hahazo hivoaka na hiditra ho an' i Asa, mpanjakan' ny Joda. | Tamin' ny taona fahenina amby telopolo nanjakan' i Asà dia niakatra hamely an' i Jodà, Baasà mpanjakan' Israely, ka naoriny Ramà mba hisakana ny olon' i Asà tsy hahazo mivoaka sy miditra. | La trente-sixième année du règne d' |