|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/11) | 1 asa |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 tsy fantatro, tsy mahalala aho
[Tanala]
[1.78] 4 Entina mamaly, ka milaza tsy fahafantarana na tsy fisafidianana: 5 Rahoviana ianareo no handeha? -- Asa tsy fantatro fa manavy ny zanakay. / Handeha ianao sa hijanona? -- Asa, izay tianao no hataoko. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 don't know
[1.2] 7 I don't know [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 je n'en sais rien
[1.8] |
| Ohatra |
9 "asa," hoy Ikotofetsy, "tsy fantatro izay mahatonga izany."
[2.293]
10 asa na maty izy izay na mbola velona soa aman-tsara ihany. [2.470] |
| Tovy hevitra | 11 asane, asany |
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/11) | 13 asa |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Teny ilazana izay atao: Asa mafy ny mitaona vato
16 Raharaha: Inona no asan' ny rainao, ry zaza ? 17 Fihadiana tany amin' ny angady mba hovolena: 18 Tsy mbola vita asa itỳ tany itỳ ka karakarao 19 Fampiasana: Asa saina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 tillage, labour, work
[1.2] 21 working the soil; work in general [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 travail
[1.8, 1.13] 23 culture du sol [1.8] 24 emploi, fonction, opération, ouvrage [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 38 Fikambanana 99 amin' io teny io |
| Lahatsoratra | 39 Randzavola: asa ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (3/11) | 40 asa |
| Sokajin-teny | 41 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
42 Enti-milaza fiantsoana na fiangaviana olona hanatrika lanonana na hisakafo, fandidiana olona hanao zavatra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (4/11) | 46 asa |
| Sokajin-teny | 47 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
48 Enti-milaza fandranitana zava-maranitra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
49 sharpening
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
50 affûtage
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (5/11) | 53 asa |
| Sokajin-teny | 54 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
55 lalàna
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Teny iditra (6/11) | 56 asa |
| Sokajin-teny | 57 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
58 folo
[Taimoro]
[1.78] |
| Voambolana | 59 Matematika: rafitrisa |
| Teny iditra (7/11) | 60 Asa |
| Sokajin-teny | 61 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) |
| Fanazavàna teny anglisy |
62 Acts: one of the books of the Bible
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
63 Actes: un des livres de la Bible
[3.1] |
| Voambolana | 64 Soratra Masina |
| Teny iditra (8/11) | 65 ASA |
| Sokajin-teny | 66 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
67 jereo Ankohonana - Sahirana - Arenina
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
68 voyez Accueil des Sans-Abri
[3.1] |
| Voambolana | 69 Fikambanana |
| Teny iditra (9/11) | 70 ASA
![]() |
| Sokajin-teny | 71 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
72 see American School of Antananarivo
[3.1] |
| Voambolana | 73 Fikambanana |
| Teny iditra (10/11) | 74 ASA
![]() |
| Sokajin-teny | 75 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
76 voir Accueil des Sans-Abri
[3.1] |
| Voambolana | 77 Fikambanana |
| Teny iditra (11/11) | 78 ASA
![]() |
| Sokajin-teny | 79 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
80 voir Agro-Sylviculture autour d' Antananarivo
[3.1] |
| Voambolana | 81 Fikambanana |
| Fivaditsoratra | ASA, asa, Asa, 82 saa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26 |
|