<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 15:15 | And all |
Ary ny Joda rehetra nifaly noho ny fianianana, fa efa nianiana tamin' ny fony rehetra izy sady nazoto nitady an' i Jehovah indrindra, ka dia nahita Azy; ary Jehovah dia nanome azy fiadanana tamin' ny manodidina fahizay. | Nahafaly an' i Jodà rehetra erý izany fianianana izany, satria nianiana tamin' ny fony rehetra izy ireo, ary nitady an' ny Tompo an-tsitra-po tokoa, ka nety ho hitany izy, ary nomen' ny Tompo fiadanana tamin' ny manodidina rehetra izy. | tous les |