|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  rasa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 anjara [Tambahoaka] [1.78]
4 fizaran-kena [Taisaka] [1.78]
5 zara na fizarana, anjara [Sihanaka] [1.78]
6 Fandidiana sy fitetehana ny henam-biby vonoina hohanina. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)21  rasa
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 ahitra, tavony [Taisaka] [1.78]
Voambolana  24  Haiaina

Teny iditra (3/3)25  rasa
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny frantsay  27 (de rasa : partage de la viande ; le bois servait à faire des plateaux à découper). Weinmannia hildebrandtii Baill. (Cunoniaceae). Beau bois rouge, bien veiné. [Bara] [1.196]
Voambolana  28  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  30 Arsà, 31 rasa, 32 Sarà, sara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20