|
|
|
|

Teny iditra1 arasa
Fototeny  2rasa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina mandrasa, mandidy na mitetika (hena...): Itỳ ve ny antsy narasanao ny hena tao?. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 arasa, 10 asara, 11 Saraà

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12