Entrée marenina (renina)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy mandre, donto: Marenina hatrany an-kibon-dreniny io olona io
Enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa ela vao mahamasaka na. handro: Marenina koa itỳ vilany itỳ: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa-bary? [1.1]
Explications en anglais Deaf [1.7]
Explications en français Sourd [1.3, 1.8, 1.5]
 Dur d'oreille [1.3]
Exemples 
1ny lalana ihany no nasiany olona: toa moana toa marenina. [2.470]
2Nohenoiko fe tsy marenina izany anatr' i Patrice izany, kanjo tato aoriana dia tsapako ny fahamarinany. [2.471]
3Nefa henoy fe tsy marenina ny teniny, fa izay hazo anankiray tsy miteny tsy mivolana arý amin' ny fara ala aiý no tadiavo, ary iza; [2.69]
Vocabulaire 
Mots composés 

Entrée marenina (renina)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Mamono sofina, manentsin-tadiny [1.1]
Explications en français Insensible [1.5]

Entrée marenina (renina)
Partie du discours adjectif
Explications en français Enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa ela vao mahamasaka nahandro [1.3]
 Lente à se chauffer, se dit d’une marmite [1.3]
Exemples Marenina koa itỳ vilany itỳ: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa-bary? [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/05