|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 lambo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanaovana izay hampahalamalama hialan' ny maraorao; fisafosafoana feno tambitamby.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 polissage
5 Figuré: caresse faite avec la main [1.3#381] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 11 lambolambo |
| Teny iditra (2/4) | 12 lambo |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 Se disait des fainéants qui aiment à manger
[2.415] |
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 16 lambo |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 kisoa
[Tanosy]
[1.78] 19 Kisoa dia: Mihaza lambo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 the wild hog, a somewhat common animal in the forest regions of Madagascar and very destructive to plantations. There appear to be two species of this animal: one called lamboniva, inhabiting the lower coast regions, Potamochaerus madagascariensis, or P. africanus, Gray; and another called lambonava, found in the upper forests, P. Edwardsi, Grandid.; the latter is the larger of the two. [Comp. Mal. lambu, an ox]
[1.2] 21 a wild boar, a wild pig [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 sanglier
[1.54, 2.415, 1.8] 23 sanglier malgache, potamochère, symbole de puissance et de grande activité sexuelle [1.196] 24 cochon, porc [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Ohatra |
25 Tsy maninona na mpanotrika izany, na mpaka kitay, na lambo, na gidro, na bibilava.
[2.472#239]
|
| Voambolana | 26 Haibiby: mampinono |
| Kamban-teny rehetra | 27 Fikambanana 45 amin' io teny io |
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 29 Randzavola: lambo ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (4/4) | 30 lambo |
| Sokajin-teny | 31 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
32 On donne ce nom aux plantes censées stimulantes et aphrodisiaques.
33 Notamment à :Uvaria manjensis Cavaco et Keraudren (Annonaceae). 34 D'après Debray, « la décoction des feuilles est utilisée par les Mikea contre les douleurs rhumatismales » (Contribution à l'inventaire des Plantes Médicinales de Madagascar ORSTOM, 1975, p. 16). 35 Les fruits, d'après cet auteur, ne renferment que des flavones et des stérols à l'exception d'alcaloïdes. [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 36 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 38 lambo, 39 lomba, 40 mbola |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13 |
|