|
|
|
|

Entrée1  kisoa
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Zoologie: mammifères
Explications en malgache  4  Biby karazan' ny lambo, ompian' ny olona noho ny henany izay matsiro sy be taviny. Taloha ny kisoa nomena ny anarana koa hoe "lambo resy" [1.1]
Explications en anglais  5  A pig [1.7]
Explications en français  6  Porc [1.54]
7  Porc, cochon [1.8]
Exemples  8  Raha sarotin-doiloy, aza mividy lohan-kisoa. [2.69#]
9  Fady kisoa mamoavary izahay, fa akoho zahana. [2.499#41]
Mots composés 
Zoonymes 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot kisoa
Article  14  Randzavola: kisoa ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  15  akiso, isoka, kiosa, kisoa, osika, sioka, sokia

Mis à jour le 2023/06/27