|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kazaha
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 bisaïeul [1.54]
Voambolana  4  Fifandraisana: fianakaviana

Teny iditra (2/2)5  kazaha
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 mangahazo [Tambahoaka, Taisaka, Tanosy] [1.78]
8 mangahazo [Bara, Betsileo] [1.1]
9 karazana hanin-kotrana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10 manioc [1.13]
11 (de kaza : racine raza : lignée).
12 Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae).
13 Le manioc, ainsi nommé parce qu'on le multiplie facilement par boutures. [Bara, Betsileo, Taimoro] [1.196]
14 manioc. (ambazaha). [Tankarana] [1.19]
Ohatra  15  Voly mamody toy ny kazaha, bageda, saonjo no atao eny amin' ny vody tanety. [2.117#]
Voambolana  16  Haizavamaniry: anana
Mpanahaka  17  ambazaha, 18  balahazo, 19  mahogo, 20  mangahazo
Kamban-teny rehetra  21 Ambalakazaha
Anarana ara-tsiansa 
Sary 

Fivaditsoratra  23 hazaka, 24 kazaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13