|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  isika
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanao teny lazaina, misolo ny olona miteny raha maro ka tsy
4 manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy:
5 Samy olombelona mety diso daholo isika.
6 (Raha manavaka ny tena amin'ny olona itenenana, dia
7 izahay no ampiasaina:
8 Malagasy izahay fa ianareo vazaha). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 we, including the speaker and the spoken to.
10 Compare izahay.
11 [Compare Rotumah is and New Hebrides akaija.]) [1.2]
12 we (including those addressed) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 nous (y compris ceux à qui on parle). [1.3]
14 nous (inclusif) [1.5, 1.8]
Mpanahaka  15  antsika, 16  ntsika
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 4 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  18  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (2/2)19  ïsika
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 hira [Sihanaka] [1.78]
Tovy hevitra  22 hosika

Fivaditsoratra  23 Akisy, 24 isaky, isika, ïsika, 25 saiky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21