|
|
|
|

Teny iditra1  -ntsika
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana entin'ny olona maro milaza zavatra iombonany amin'ny olona iresahany: Ity ny tranontsika, anaka, ka mandrosoa. / Atao ahoana ireto zanantsika, Rasoa? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 Ours; by us, inclusive of those spoken to. Compare -nay@mg.pn /.>.
5 When added to passive and relative verbs ending in -na, the a of the verb is rejected and the two n's coalesce.
6 Raintsika [ray, a father]. Our father.
7 Lazaintsika [lazaina]. Told by us.
8 When added to trisyllabic words ending in -ka or -tra, the full suffix -ka or -tra is rejected and also the n of the pronoun. Satrotsika [satroka, a hat]. Our hat. Tongotsika [tongotra, a foot]. Our feet. [1.2]
9 Ours; by us (inclusive) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 Notre, nos, de nous, par nous. Ny lovantsika: notre héritage. Matintsika: tué par nous. Ambanintsika: au-dessous de nous. [1.3]
11 De nous, par nous (inclusif). Notre, nos. [1.5]
12 À nous, notre, par nous (inclusif). [1.8]
Mpanahaka  13  tsika, 14  antsika, 15  isika
Tsanganana sy sary iray takila  16  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  17 kantsy, -ntsika

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08