|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  isika
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanao teny lazaina, misolo ny olona miteny raha maro ka tsy manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy:
4 Samy olombelona mety diso daholo isika.
5 (Raha manavaka ny tena amin'ny olona itenenana, dia izahay no ampiasaina:
6 Malagasy izahay fa ianareo vazaha). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 we, including the speaker and the spoken to. Compare izahay. [Compare Rotumah is and New Hebrides akaija.]) [1.2]
8 we (including those addressed) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 nous (y compris ceux à qui on parle). [1.3]
10 nous (inclusif) [1.5, 1.8]
Mpanahaka  11  antsika, 12  ntsika
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 4 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  14  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (2/2)15  ïsika
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17 hira [Sihanaka] [1.78]
Tovy hevitra  18 hosika

Fivaditsoratra  19 Akisy, 20 isaky, isika, ïsika, 21 saiky

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08