Entrée zanatohatra (zanaka, tohatra)
Partie du discours nom
Explications en malgache ny hazo mitsivalana amin' ny renitohatra [Rajemisa 1985]
Explications en français les échelons, les marches de l'escalier, les degrés [Abinal 1888 page 709]
 échelon [SLP 1986]
 marche [Rakotonaivo 1993 page 598]
Vocabulaire 
Analogues  renitohatra
Exemples 
1Fa tsy maintsy nandalo tamin' ireny zanatohatra ireny isika. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 114]
2Nitsingintsingina, ny lohatongotra no ampanitsahina, ary andramana isaky ny zanatohatra, izay vao tena manitsaka. [Andraina: I Vola, page 83]

Mis à jour le 2020/07/31