|
|
|
|

Teny iditra1  zafin-doria
Singan-teny  2 zafy, 3 doria
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 zanaky ny zafim-paladia na taranaka fahafito, sy ny manaraka rehetra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 la septième génération et les suivantes. [1.3]
7 arrière petits-enfants ; les enfants des arrière petits-enfants. [Tankarana] [1.19]
[zafindoria] 8 septième génération. [1.54]
Voambolana  9  Fifandraisana: fianakaviana
Tovy hevitra  10 doria
Mpanahaka  11  zafiafy, 12  zafimpaladia, 13  zafindohalika, 14  zafinkitrokely

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02