|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  vorondreo
Singan-teny  2 vorona, 3 reo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Vorona salasalany, hafahafa bika, manopy maitso ny volony, izay lasa maitso antitra ea amin' ny volombodiny ary maitso misy tarany mena amin' ny elany;
6 mitaraindraina toa mampalahelo ny feon' ny vorondreo ka heverin' ny maro ho fambara loza ny fandrenesana azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 oiseau au cri plaintif [1.54]
Ohatra  8  koa ny vorondreo no hafaro,
fa sady mitoreo no milaza.
[2.131]
9  Ny biby no mifanaretsaka ao, ny gidro sy ny namany ary ny voron-dia sy vorondreo. [2.895#]
Voambolana  10  Haibiby: vorona
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)12  vorondreo
Singan-teny  13 vorina, 14 reo
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16 (de vorona mis pour vorina : ce qu'on amasse ; et reo ou reoreo : vagissements d'un jeune enfant).
17 Nom donné aux diverses herbes parfumées employées en bains de vapeurs lors des accouchements. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  18  Haizavamaniry

Teny iditra (3/3)19  Vorondreo
Singan-teny  20 vorona, 21 reo
Sokajin-teny  22  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  23  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  Vorondreo, vorondreo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21