Entrée 1/2 voamaso
Mots élémentaires voa ; maso
Partie du discours nom
Explications en malgache Ilay faritra boribory mainty ao anatin' ny tapotsi-maso: Ilay teboka ao anatin' ny voamaso no atao hoe: anakandriamaso [1.1]
Explications en anglais The eyeball [1.7]
Explications en français L'oeil même [1.8]
Exemples Tamin' ireny fotoana ireny, dia nisy voamaso anankiroa nitazana sy nanara-maso an-dRasoa. [2.470]
Vocabulaire 
Mots composés 
Proverbes 

Entrée 2/2 voamaso
Mots élémentaires voa ; maso
Partie du discours nom
Explications en français  [Betsileo] (« fruit de l'oeil » ; prunelle). Salacia dentata Baker (Celastraceae). Arbuste lianoïde à fruits comestibles. [1.196]
Nom scientifique Salacia dentata
Vocabulaire 
Phytonymes 

Mis à jour le 2023/10/01