|
|
|
|

Entrée1  vinanto
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Vadin' ny zanakalahy na ny zanakavavy, ka arakaraka izany no iantsoana azy hoe "vinantola, hy" na "vinantovavy [1.1]
Explications en anglais  4  a son or daughter-in-law [1.7]
Explications en français  5  gendre, bru [1.54, 1.8]
Exemples  6  Ankoatra izany, dia mbola norahonany mpanao fanjakana etsy sy eroa Ravokatra, Rasikina vinantovavy nentiny avy any moa nanampy trotraka rahateo (ny tompony aza tsy tia ka [2.470]
7  Ny vadin-janaka na tena mirahalahy na mirahavavy avy, no atao hoe: vinanto na rangahy. Saika mandrakariva ny lehilahy antsoina rangahy ary ny vehivavy antsoina vinanto, nefa ny vinanto mety miasa amin'izy roa. [2.398]
Tous les mots composés  8  3 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  9  Rapports: famille
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot
Citations  11  Textes citant ce mot

Anagrammes  12 vantony, 13 vinanto, 14 vintano

Mis à jour le 2025/10/08