Entrée vikina
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandinganana misavoana avo dia mikasika ny tany indray; fihoarana, fitsipihana, tsambikina [1.1]
Explications en anglais A jump, a leap [1.7]
Explications en français Saut [1.20]
 Saut, bond [1.8]
Exemples 
1Saingy ny endriky ny vikina no tsy dia kanto loatra: [2.4]
2Tsy hain' ny fandinihana arahi-maso, fa tahaka ny vikina niampita avy amin' ny tsy taka-polopolorina. [2.296]
Dérivés 
Mots composés 
Autres orthographes 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/07/18