|
|
|
|

Entrée1  fivikina (vikina)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fomba entina mivikina, izany hoe mandingana misavoana avo dia mikasika ny tany indray: Hafa kely ny fivikin' ny sahona [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05