|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mivikina
Fototeny  2 vikina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandingana misavoana avo dia mikasika ny tany indray, mitsipika, mitsambikina: Lasa tavitra mihitsy io zazalahy io rehefa mivikina ~ Ny sahona dia mahay mivikina aoka izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to leap, to jump [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 sauter [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mivikìna
Fototeny  12 vikina
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivikina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mivikina, mivikìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21