|
|
|
|

Teny iditra1 very saina
Singan-teny  2very, 3saina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tsy mahatsiaro tena hijery sy handinika ny manodidina; lasa adala. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6insane. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qui a perdu la connaissance, devenu fou, embarrassé, qui ne sait où donner de la tête. [1.3]
8fou. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12