|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vavàna |
| Fototeny | 2 vava |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Asiana vavany, asiana banga, loaka: Vavào ity ampiantany ity
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 7 vavàna |
| Fototeny | 8 vava |
| Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 mahery miteny, tia miteny tsy an-kijanona; basivava, mipentsompentsom-bava: Mba vehivavy vavana izany!
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 very talkative
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 très bavard
[1.8] |
| Tovy hevitra | 13 basivava |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|