Entrée basivava
Mots élémentaires basy ; vava
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Betsimisaraka] Bevava, maresa-bava, olona tia miresaka ary tsy mety reraka miteny ka tsy misy andraisan'ny hafa [1.78]
 Mahery miteny, tia miteny tsy an-kijanona, olona mpiteniteny izaitsizy, mipoapoa-bava toy ny basy: Tsy nahita olona basivava ohatra an' iny Rakoto iny aho: izany lahy ka azy irery ny fitenenana mandritra ny adiny iray
Olona mpilaza habobo, mpirehaka
Olona tsy mahatam-bava ka milaza izay tsy tokony bambara: Ise indray izao, Rabary, no basivava nitantara izany tany amin-dry zoky tany [1.1]
Explications en anglais Loud-mouthed [1.2, 1.7]
 Noisy [1.2]
 Indiscreet [1.7]
Explications en français Hâbleur, indiscret [1.8]
Exemples 
1Vorona mba basivava! [2.5]
2Tonga basivava sy miantsambotsambotra erý ny mpanao fanorona. [1.437]
Synonymes vavàna
Titres Ny Basivava (Andrianjafitrimo Edouard)

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/24