|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 varotra an' elakela-trano |
| Singan-teny | 2 varotra, 3 elakelaka, 4 trano |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 varotra atao any an-takontakona tsy sahy mazava noho ny mpivarotra ta hanondrotra ny vidin' entana tsy ara-drariny
[1.1] |
| Tovy hevitra | 7 varotra an-kobohobo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|