Entrée varo-maizina (varotra, aizina)
Partie du discours locution
Explications en malgache mitovy amin' ny varotra an' elakela-trano [Rajemisa 1985]
Explications en français marché noir [SLP 1986]
Vocabulaire 
Synonymes risoriso
Exemples Ny vidin'entana tamin'ny varo-maizina dia lasa dimy, folo, roapolo heny na mihoatra aza, amin'ny vidiny andavanandro [Andraina: Mitaraina]

Mis à jour le 2020/07/31