|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 varo-boba |
| Singan-teny | 2varotra, 3boba |
| Sokajin-teny | 4 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5varotra mora dia mora.
[1.1] 6varotra ambany vidy noho ny vidiny andavanandro. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7sold very cheaply.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8très bon marché, à vil prix.
[1.3] 9solde. [1.13] 10vendu à vil prix. [1.8] |
| Ohatra |
11 Toa hitany mitorovoka eny an-tsena eny ilay tsy valahara manao varoboba ny poaraony.
[2.470#]
|
| Voambolana | 12 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|