|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vankona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fiasan' ny mpandrafitra hanadiovany ny hazo ho tonga malamalama tsara:
4 Ny vankona dia lehibe noho ny rabao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a carpenter's plane; cf. rabao
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 rabot; cf. rabao
[1.8] |
| Ohatra |
7 Misy kodia lehibe boribory no toy ny vankona hamankona ny hazo.
[2.366]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 20 Fitaovam-piasana |
| Tovy hevitra | 21 rabao |
| Kamban-teny rehetra | 22 Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 23 Vankona |
| Zana-dohateny | 24 Ny rafitry ny teny |
| Singan-teny | 25 vankona |
| Sokajin-teny | 26 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
| Mpanoratra |
27 DGSA: Direction Générale des Services Académiques -- Direction de l'Enseignement Primaire |
| Mpanonta printy |
1971. Haavony: 22cm. Ambainy: 14cm. Takila: 63. |
| Lahatsoratra | 29 |
| Fivaditsoratra | vankona, Vankona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|