|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamankona
Fototeny  2 vankona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manadio hazo amin' ny vankona ho tonga malamalama tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to plane wood [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 raboter [1.8]
Ohatra  7  Raha mandany fotoana be loatra ny mamankona na ny manatsofa, sao mety ny mitady fomba hialana amimny asa mandany andro ka hanaovana ny asa vaky raoka rehetra toy ireny amin' ny alalan' ny milina? [2.356#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  mamankòna
Fototeny  13 vankona
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamankona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mamankona, mamankòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21