|
|
|
|

Teny iditra1  vaky barara
Singan-teny  2 vaky, 3 barara
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 voapotsitra ka miseho miharihary ny ratsy na ny lainga natao; menatra fa hita na naseho miharihary ny hadisoana nafenina, vaky lainga
6 Jereo bantsilana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 confounded by the evidence [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 mis à découvert [1.8]
Ohatra  9  vaky barara ny laingany! [2.587]
10  Naka aina kely Ravokatra ary vaky barara ka nilaza tamin-pahatsorana hoe: Ny hakamoabenao re, raha tianao ho fantatra. [2.470]

Fivaditsoratra  11 vakibarara, vaky barara

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12