Entrée (1/2) | 1 vakiteny |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en anglais |
3 Reading [1.7] |
Explications en français |
4 Lecture [1.3#804, 1.8] |
Exemples |
5 Haiko ny vakiteny nefa tsy nisy haiko ny dikany. [2.643] 6 Rabia kosa dia tsy mahay afatsy vakiteny sy soratra. [2.332] 7 Ny fari-pahaizana dia vakiteny tsara sy sora-tononina tsara. [2.649] |
Mots élémentaires | 8 vaky, teny |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 10 vaki-teny |
Partie du discours | 11 nom |
Vocabulaire |
12 Linguistique |
Explications en anglais |
13 A syllable [1.7] |
Explications en français |
14 Une syllabe [1.8] |
Mots élémentaires | 15 vaky, teny |
Mis à jour le 2024/09/03 |