| Entrée (1/2) | 1 vahiny |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 olona avy any amin' ny tany hafa, tsy tompontany: Mahazo monina tsara eto ny vahiny raha tsy voatohintohina ny fiandrianom-pirenentsika Olona tonga mitsidika ao an-tokantrano ka raisina sy omen-tsakafo: Andeha hanokombary ho an' ny vahiny aho aloha [1.1] |
| Explications en anglais |
4 a stranger, a foreigner, a guest [1.7] |
| Explications en français |
5 étranger; hôte [1.8] |
| Exemples |
6 Diniho ange, mankafy ny dihy vahiny ny tanora.
[2.445#]
7 vahiny marina izahay, vao tonga avy any atsimo. [2.270#] 8 Nisy vahiny tsy fantatra izay tonga taminy teto. [2.472#] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 14 12 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 16 vahiny |
| Partie du discours | 17 nom vahy et pronom |
| Explications en malgache |
18 tsorian-javatra hita mazava tsara, hita amin' ireo teny toy ny hoe: vahindanitra, vahindroroha [1.1] |
| Tous les mots composés | 19 2 combinaisons de ce mot |
| Anagrammes | 20 haviny, 21 hivina, 22 vahiny, 23 vihina |
| Mis à jour le 2025/10/09 |
|