Entrée fivahiniana (vahiny)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandehanana any an-tany lavitra, any an-trano na tanin' olona ka mandalo ihany fa mbola hiverina any an-tanin' ny tena: Nanao ahoana ny fivahinianao tany Belzika? / Fivahiniana ihany ny fiainana eto an-tany [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20