|
|
|
|

Teny iditra1  vady mody
Singan-teny  2 vady, 3 mody
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny vady tsy atao malaza fa tsorina ny fampakarana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 same as mampody vady [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 mariage accompli simplement par la tradition du vodiondry ou par l'inscription sur le registre civil [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12