|
|
|
|

Teny iditra1  mampody vady
Singan-teny  2 mampody, 3 vady
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny fampakaram-bady taloha raha notsorina ny fanaovana azy ka ny ray aman-dreny roa tonta no irahin' ny fianakavian-drazazavavy hanatitra ny vodiondry ary tsy misy fanasam-be amoria-mpianakavy
6 mampiverina indray ny vady nisintaka
7 manao fanambadiana tsotra, tsy malaza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to marry a wife, but not to make it a time of feasting or rejoicing
9 to bring home again, or to try to do so, a wife who has been separated from her husband [1.2]
10 to bring one's wife back after almost separating [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 rappeler son épouse qui été séparée
12 épouser une femme sans aucune solennité extérieure [1.3]
13 ramener sa femme à la maison après s'être presque séparés [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12