|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy nahy |
| Singan-teny | 2 tsy, 3 nahy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 tsy iniana atao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 unintentionally, accidentally
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qui n'est pas fait exprès; par accident. cf. iniana
[1.8] |
| Ohatra |
8 tandremo re Andriamatoa ny teny tsy nahy fa niniana fa izaho malaza tsy tianao [2.131] 9 Ary tsy mpamono olona nasesiky ny tsy nahy, fa mpamono olona noho ny ankaso fotsiny izao. [2.471] |
| Fivaditsoratra | 10 hitsina, 11 tsihina, tsy nahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|