Teny iditra | nahy | ||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao an-tsitrapo, atao fanahy iniana: Hadisoana tsy nahy ~ Aza fady raha voahitsako ianao, fa tsy nahiko velively [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Done on purpose [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Fait exprès [1.8] | ||||||
Fait à dessein, prémédité [1.5] | |||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Teny iditra | nahy | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] The spirit of the living. Compare fanahy [Comp. Swa. Nafsi.] [1.2] | ||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |