Entrée tsy hita polopolorina (tsy, hita, pololotra)
Partie du discours locution
Explications en malgache lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany [Rajemisa 1985]
Explications en français completement invisible, incompréhensible [Abinal 1888]
 L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond [Veyrières 1913]
Synonymes tsy hita popoka
Exemples fa fahendren'Andriamanitra no torinay, dia fahendrena lalina tsy hita polopolorina, izay voatendrin'Andriamanitra talohan'izao tontolo izao hampahazo voninahitra antsika; [Baiboly: 53:002:007/Korintiana I 2:7..]

Mis à jour le 2020/07/31