Entrée | 1 tsy hita paipaika |
Mots élémentaires | 2 tsy, 3 hita, 4 paipaika |
Partie du discours | 5 locution |
Explications en malgache |
6 tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony [1.1] |
Explications en français |
7 L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond [2.415#6674] |
Exemples |
8 Nokarohina izay olona ka tsy hita paipaika.
[2.587]
|
Synonymes | 9 tsy hita polopolorina, tsy hita popoka, tsy hita veroka |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |